Voila, avant j'comprenais pas trop trop les gens qui mettaient des paroles de chansons sur les blogs... Mais LA... C bon, C mort, j'aime trooooooooooooooop cette chanson, elle me rapl mon enfance, qd ma mere repassait devant ses K7 VhS Gasy... (ah des barres jtm maman), et puis mon ti couz Teddy ke jM oci l'a chanté avc sa soeur Steph (dc ma grde couz cherie) et ça ma trop fait plaiz, et en ce momt, ça me rapl qqun qui compte bcp pr moi ms qui est loin, et gspr ke bientot on se verra et que tout s'écrira... ;o)
Tonga zao 'lay ora,nandrasantsika ela izay
Androntsika roa zay nanambatra iray ny aiko sy ny anao
Lay bitsiky ny foko,nandrotsirotsy ahy taloha
Indro tonga hira,nampifoha ny mamintsika roa
Manomboka izao dia tsy ho irery intsony ianao
Fo sy saina iray no ho entitsika hamakivaky
Ty fiainana ity (2)
REF:Omeko manontolo,zay mahasoa sy hahasambatra anao
Mahazo matoky ahy ianao f'izay mamy indrindra izay
No efa foiko ho anao
Ny androko rehetra,foiko omeko anao
Tsy asiko fetra,mba hanjakanao
Lazao izay sitrakao,izay tianao ambarao
Omeko anao,satria TIAKO IANAO
Santarintsika izao ny ho avintsika feno fifaliana
Fiainana iriko miankina @Ray Tsitoha
Raha mbola misy toetra iray tsy tianao
Vonona aho ny hiova raha mbola izay no hahasambatra anao
Tsy ho lefitry ny foko raha izaho no hampalahelo anao
Satriko isan'andro tsiky no handravaka
Ny endrika (2)
By Njila